1 Korintianina 10:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Aza manao izay hahatafintohina ny Jiosy na ny Grika na ny fiangonan’Andriamanitra,+ 2 Korintianina 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy manao izay hahatafintohina olona mihitsy izahay, mba tsy hisy hanakiana ny fanompoanay.+