FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 10:35-40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ary nanatona azy i Jakoba sy Jaona zanak’i Zebedio,+ ka niteny taminy hoe: “Mpampianatra ô, mba tianay hataonao aminay izay angatahinay aminao.”+ 36 Ary hoy izy tamin’ireo: “Inona no tianareo hataoko aminareo?” 37 Dia hoy ireo: “Mba avelao izahay hipetraka eo akaikinao rehefa mahazo voninahitra ianao,+ ka ny iray eo ankavananao, ary ny iray eo ankavianao.” 38 Hoy anefa i Jesosy tamin’ireo: “Tsy azonareo an-tsaina mihitsy izany angatahinareo izany. Vitanareo ve ny hisotro amin’ilay kaopy isotroako, na ny hatao batisa amin’ilay batisa anaovana batisa ahy?”+ 39 Dia hoy ireo: “Vitanay izany ka!” Ary hoy i Jesosy tamin’ireo: “Hisotro amin’ilay kaopy isotroako ianareo, ary hatao batisa amin’ilay batisa anaovana batisa ahy.+ 40 Tsy anjarako anefa ny manendry an’izay hipetraka eo ankavanako na eo ankaviako, fa izay voafidy ihany no hahazo an’izany toerana izany.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara