Matio 24:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka+ ho avy, ka hanao famantarana lehibe sy fahagagana, satria tiany hofitahina+ hatramin’ny olom-boafidy, raha azony atao.
24 Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka+ ho avy, ka hanao famantarana lehibe sy fahagagana, satria tiany hofitahina+ hatramin’ny olom-boafidy, raha azony atao.