Apokalypsy 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nisy soavaly hafa koa nivoaka, dia soavaly mena hoatran’ny afo. Nomena sabatra lehibe ilay nitaingina azy, ka navela hanala ny fandriampahalemana eto an-tany, amin’izay hifandripaka ny olona.+
4 Nisy soavaly hafa koa nivoaka, dia soavaly mena hoatran’ny afo. Nomena sabatra lehibe ilay nitaingina azy, ka navela hanala ny fandriampahalemana eto an-tany, amin’izay hifandripaka ny olona.+