Apokalypsy 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ho avy miaraka amin’ny rahona izy.+ Ary hahita maso azy ny olona rehetra, na dia ireo nandefona azy aza. Noho izy, dia hikapo-tratra noho ny alahelo ny foko rehetra eto an-tany.+ Eny, Amena.
7 Ho avy miaraka amin’ny rahona izy.+ Ary hahita maso azy ny olona rehetra, na dia ireo nandefona azy aza. Noho izy, dia hikapo-tratra noho ny alahelo ny foko rehetra eto an-tany.+ Eny, Amena.