FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 7:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Naringan’Andriamanitra* tsy hisy tetỳ ambonin’ny tany ny zavamananaina rehetra, anisan’izany ny olona, ny biby, ny biby mandady, ary ny biby manidina teny amin’ny lanitra. Ringana tsy nisy teto ambonin’ny tany daholo ireny,+ fa i Noa sy izay niaraka taminy tao anatin’ny sambofiara ihany sisa no velona.+

  • 2 Petera 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tamin’ny alalan’ireo no nandravana an’ilay tontolo nisy tamin’izany, rehefa safotry ny rano ny tany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara