Matio 14:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Rehefa avy nandrava ny vahoaka izy, dia niakatra irery tany an-tendrombohitra mba hivavaka.+ Dia izy irery no tany rehefa maizina ny andro. Marka 14:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary tonga tao amin’ny toerana iray antsoina hoe Getsemane izy ireo. Dia hoy izy tamin’ny mpianany: “Mipetraha eto fa izaho handeha hivavaka.”+ Lioka 4:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Rehefa maraina ny andro, dia niala teo izy ka nankany amin’ny toerana mitokana.+ Nikaroka* azy anefa ny vahoaka, dia tonga tany amin’izay nisy azy. Ary nitady hitazona azy izy ireo, mba tsy hialany teo aminy. Hebreo 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nitalaho sy niangavingavy tamin’Ilay nahay namonjy azy tsy ho faty i Kristy, sady nitaraindraina mafy sy nitomany be,+ tamin’izy teto an-tany.* Dia nohenoina izy satria natahotra an’Andriamanitra.
23 Rehefa avy nandrava ny vahoaka izy, dia niakatra irery tany an-tendrombohitra mba hivavaka.+ Dia izy irery no tany rehefa maizina ny andro.
32 Ary tonga tao amin’ny toerana iray antsoina hoe Getsemane izy ireo. Dia hoy izy tamin’ny mpianany: “Mipetraha eto fa izaho handeha hivavaka.”+
42 Rehefa maraina ny andro, dia niala teo izy ka nankany amin’ny toerana mitokana.+ Nikaroka* azy anefa ny vahoaka, dia tonga tany amin’izay nisy azy. Ary nitady hitazona azy izy ireo, mba tsy hialany teo aminy.
7 Nitalaho sy niangavingavy tamin’Ilay nahay namonjy azy tsy ho faty i Kristy, sady nitaraindraina mafy sy nitomany be,+ tamin’izy teto an-tany.* Dia nohenoina izy satria natahotra an’Andriamanitra.