FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 1:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia namorona ny olona hitovy endrika aminy Andriamanitra. Nataony mitovy endrika aminy ny olona rehefa noforoniny. Lahy sy vavy no namoronany azy ireo.+

  • Genesisy 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Lahy sy vavy no namoronany azy ireo.+ Nitso-drano azy ireo izy, ary nataony hoe Olombelona* ny anaran’izy ireo, tamin’ny andro namoronana azy.+

  • Matio 19:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia hoy izy: “Angaha mbola tsy novakinareo fa ilay namorona ny olona tany am-piandohana, dia nanao azy ho lahy sy vavy,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara