6 Haheno ady ianareo ary hisy hilaza aminareo koa hoe misy ady any an-toeran-kafa. Aza matahotra anefa, fa tsy maintsy hitranga izany, nefa mbola tsy ho tonga ny farany.+
7 Ary aza matahotra rehefa maheno ady ianareo sy rehefa misy milaza aminareo hoe misy ady any an-toeran-kafa. Tsy maintsy hitranga izany, nefa mbola tsy ho tonga ny farany.+