Jaona 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Efa akaiky ny Paskan’ny+ Jiosy, ka niakatra tany Jerosalema i Jesosy. Jaona 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nisy fetin’ny+ Jiosy taorian’izay, ka niakatra tany Jerosalema i Jesosy.