FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 18:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hanendry mpaminany ho anao i Jehovah Andriamanitrao, dia mpaminany hoatr’ahy, avy eo amin’ny rahalahinao. Henoy izy.+

  • Deoteronomia 18:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Hanendry mpaminany ho an-dry zareo avy eo amin’ny rahalahiny aho, dia mpaminany hoatr’anao.+ Ary hampitaiko aminy ny teny tiako holazainy,+ ka hoteneniny amin’izy ireo izay rehetra andidiako azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara