14 fa izay misotro ny rano homeko azy kosa tsy hangetaheta intsony mihitsy.+ Fa ho loharano miboiboika ao anatiny ilay rano homeko azy, ka hanome azy fiainana mandrakizay.”+
37 Tamin’ilay andro farany, izay andro lehibe indrindra amin’ilay fety,+ dia nitsangana i Jesosy ka niteny mafy be, nanao hoe: “Izay mangetaheta dia manatòna ahy fa homeko rano izy hosotroiny.+