39 Ary nandroso kelikely izy, dia niankohoka sady nivavaka+ hoe: “Raiko ô, raha azo atao, dia mba esory amiko ity kaopy* ity.+ Aleo anefa tsy ny sitrapoko no hatao, fa ny anao.”+
30 Tsy afaka manao izay tiako* aho, na inona izany na inona. Araka izay henoko ihany no itsarako, ary ara-drariny ny fitsarako,+ satria tsy ny sitrapoko no tiako hatao, fa ny sitrapon’Ilay naniraka ahy.+