Jaona 10:27, 28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ny ondriko mantsy mihaino ny feoko, ary fantatro izy dia manaraka ahy.+ 28 Omeko fiainana mandrakizay izy,+ ary tsy ho ringana mihitsy sady tsy hisy handrombaka azy etỳ an-tanako.+
27 Ny ondriko mantsy mihaino ny feoko, ary fantatro izy dia manaraka ahy.+ 28 Omeko fiainana mandrakizay izy,+ ary tsy ho ringana mihitsy sady tsy hisy handrombaka azy etỳ an-tanako.+