Jaona 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Miezaha ho tafaray amiko foana, dia ho tafaray aminareo foana koa aho. Tsy afaka mamoa irery ny sampam-boaloboka raha tsy mikambana amin’ny voaloboka. Tsy afaka mamoa koa ianareo raha tsy tafaray amiko foana.+
4 Miezaha ho tafaray amiko foana, dia ho tafaray aminareo foana koa aho. Tsy afaka mamoa irery ny sampam-boaloboka raha tsy mikambana amin’ny voaloboka. Tsy afaka mamoa koa ianareo raha tsy tafaray amiko foana.+