Marka 12:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ny faharoa dia izao: ‘Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.’+ Tsy misy didy lehibe noho ireo.” Jaona 13:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Izao no didy vaovao omeko anareo: Mifankatiava ianareo, ka hoatran’ny nitiavako anareo+ no tokony mba hifankatiavanareo koa.+ 1 Tesalonianina 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha ny amin’ny fitiavana ny rahalahy+ kosa, dia tsy mila manoratra aminareo izahay, satria ianareo efa ampianarin’Andriamanitra hifankatia.+ 1 Petera 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ambonin’ny zavatra rehetra, dia mifankatiava lalina,+ satria manarona fahotana maro be ny fitiavana.+
34 Izao no didy vaovao omeko anareo: Mifankatiava ianareo, ka hoatran’ny nitiavako anareo+ no tokony mba hifankatiavanareo koa.+
9 Raha ny amin’ny fitiavana ny rahalahy+ kosa, dia tsy mila manoratra aminareo izahay, satria ianareo efa ampianarin’Andriamanitra hifankatia.+
8 Ambonin’ny zavatra rehetra, dia mifankatiava lalina,+ satria manarona fahotana maro be ny fitiavana.+