Lioka 24:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Ary halefako aminareo ilay nampanantenain’ny Raiko. Mijanòna anefa eto an-tanàna mandra-pahatongan’ny fotoana hahazoanareo* hery avy any amin’ny avo.”+ Jaona 14:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ilay mpanampy, izany hoe ny fanahy masina, izay hirahin’ny Ray amin’ny anarako, anefa no hampianatra anareo ny zava-drehetra, sady hampahatsiahy anareo an’izay rehetra nolazaiko taminareo.+
49 Ary halefako aminareo ilay nampanantenain’ny Raiko. Mijanòna anefa eto an-tanàna mandra-pahatongan’ny fotoana hahazoanareo* hery avy any amin’ny avo.”+
26 Ilay mpanampy, izany hoe ny fanahy masina, izay hirahin’ny Ray amin’ny anarako, anefa no hampianatra anareo ny zava-drehetra, sady hampahatsiahy anareo an’izay rehetra nolazaiko taminareo.+