Jaona 15:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Raha ohatra ka tsy tonga aho sady tsy niteny taminy, dia tsy ho meloka izy.+ Izao anefa izy tsy manana fialan-tsiny amin’ny fahotany.+
22 Raha ohatra ka tsy tonga aho sady tsy niteny taminy, dia tsy ho meloka izy.+ Izao anefa izy tsy manana fialan-tsiny amin’ny fahotany.+