Jaona 5:37, 38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ny Ray izay naniraka ahy mihitsy koa no nanome porofo momba ahy.+ Mbola tsy naheno ny feony mihitsy ianareo, sady mbola tsy nahita ny endriny.+ 38 Ary tsy mba mijanona ao am-ponareo ny teniny, satria ianareo tsy mino an’ilay nirahiny.
37 Ny Ray izay naniraka ahy mihitsy koa no nanome porofo momba ahy.+ Mbola tsy naheno ny feony mihitsy ianareo, sady mbola tsy nahita ny endriny.+ 38 Ary tsy mba mijanona ao am-ponareo ny teniny, satria ianareo tsy mino an’ilay nirahiny.