Jaona 14:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary izay rehetra angatahinareo amin’ny anarako, dia hataoko mba hanomezam-boninahitra ny Ray amin’ny alalan’ny Zanaka.+ Jaona 15:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy ianareo no nifidy ahy, fa izaho no nifidy anareo. Notendreko hamokatra foana ianareo, sady hamokatra voa maharitra eo foana. Amin’izay dia homen’ny Ray anareo izay rehetra angatahinareo aminy amin’ny anarako.+ 1 Jaona 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izao ny toky ananantsika* momba an’Andriamanitra:+ Na inona na inona angatahintsika aminy ka mifanaraka amin’ny sitrapony, dia mihaino antsika izy.+
13 Ary izay rehetra angatahinareo amin’ny anarako, dia hataoko mba hanomezam-boninahitra ny Ray amin’ny alalan’ny Zanaka.+
16 Tsy ianareo no nifidy ahy, fa izaho no nifidy anareo. Notendreko hamokatra foana ianareo, sady hamokatra voa maharitra eo foana. Amin’izay dia homen’ny Ray anareo izay rehetra angatahinareo aminy amin’ny anarako.+
14 Izao ny toky ananantsika* momba an’Andriamanitra:+ Na inona na inona angatahintsika aminy ka mifanaraka amin’ny sitrapony, dia mihaino antsika izy.+