Jaona 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Efa fantatr’i Jesosy koa fa efa nomen’ny Ray ho eo an-tanany ny zava-drehetra, sady avy tany amin’Andriamanitra izy ka hankany amin’Andriamanitra.+ Hebreo 9:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 I Kristy mantsy tsy niditra tao amin’ny toerana masina nataon’ny tanan’olona,+ izany hoe toerana masina sahala amin’ilay tena izy,+ fa niditra tany an-danitra mihitsy,+ mba hiseho eo anatrehan’Andriamanitra* ho antsika amin’izao.+
3 Efa fantatr’i Jesosy koa fa efa nomen’ny Ray ho eo an-tanany ny zava-drehetra, sady avy tany amin’Andriamanitra izy ka hankany amin’Andriamanitra.+
24 I Kristy mantsy tsy niditra tao amin’ny toerana masina nataon’ny tanan’olona,+ izany hoe toerana masina sahala amin’ilay tena izy,+ fa niditra tany an-danitra mihitsy,+ mba hiseho eo anatrehan’Andriamanitra* ho antsika amin’izao.+