Matio 12:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary hoy ny mpanora-dalàna sy Fariseo sasany taminy: “Mpampianatra ô, te hahita famantarana avy aminao izahay.”+ Matio 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nanatona azy ny Fariseo sy ny Sadoseo, ka nangataka azy hampiseho famantarana avy any an-danitra, mba hitsapana azy.+ Jaona 4:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Hoy anefa i Jesosy: “Tsy hino mihitsy ve izany ianareo, raha tsy mahita famantarana sy fahagagana?”+ Jaona 6:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia hoy ireo: “Inona àry no famantarana+ ataonao mba ho hitanay, dia hino anao izahay? Inona no asa ataonao?
38 Ary hoy ny mpanora-dalàna sy Fariseo sasany taminy: “Mpampianatra ô, te hahita famantarana avy aminao izahay.”+
16 Ary nanatona azy ny Fariseo sy ny Sadoseo, ka nangataka azy hampiseho famantarana avy any an-danitra, mba hitsapana azy.+
48 Hoy anefa i Jesosy: “Tsy hino mihitsy ve izany ianareo, raha tsy mahita famantarana sy fahagagana?”+
30 Dia hoy ireo: “Inona àry no famantarana+ ataonao mba ho hitanay, dia hino anao izahay? Inona no asa ataonao?