-
Marka 2:6-8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary nisy mpanora-dalàna nipetraka teo, ka nieritreritra tao am-pony+ hoe: 7 “Fa maninona koa ilehity no miteny hoatr’izany? Manevateva an’Andriamanitra izy. Fa iza moa no afaka mamela heloka, afa-tsy Andriamanitra ihany?”+ 8 Tonga dia fantatr’i Jesosy tany an-tsainy tany anefa ny eritreritr’izy ireo, ka hoy izy taminy: “Nahoana ianareo no mieritreritra an’izany ao am-ponareo?+
-