Jaona 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Niteny tamin’ny mpianatra hafa àry i Tomasy, ilay atao hoe Ikambana, hoe: “Andao koa isika handeha, mba hiara-maty aminy.”+ Jaona 20:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy niaraka tamin’ny mpianatra anefa i Tomasy+ tamin’i Jesosy tonga teo amin’izy ireo. Anisan’ny 12 Lahy io Tomasy io, ary antsoina koa hoe Ikambana.
16 Niteny tamin’ny mpianatra hafa àry i Tomasy, ilay atao hoe Ikambana, hoe: “Andao koa isika handeha, mba hiara-maty aminy.”+
24 Tsy niaraka tamin’ny mpianatra anefa i Tomasy+ tamin’i Jesosy tonga teo amin’izy ireo. Anisan’ny 12 Lahy io Tomasy io, ary antsoina koa hoe Ikambana.