-
Lioka 5:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Rehefa tapitra ny teniny, dia hoy izy tamin’i Simona: “Mandrosondrosoa any amin’ny lalina, ary alatsaho ny haratonareo dia hahazo trondro ianareo!” 5 Hoy anefa i Simona: “Mpampianatra ô, efa niasa mafy nandritra ny alina izahay, saingy tsy nahazo na inona na inona.+ Noho ny teninao anefa, dia halatsako ihany ny harato.”
-