Romanina 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa izay rehetra tarihin’ny fanahin’Andriamanitra no tena zanak’Andriamanitra.+ Romanina 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny fanahin’Andriamanitra sy ny saintsika+ no miara-manaporofo fa zanak’Andriamanitra isika.+