Jaona 3:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Izay maneho finoana ny Zanaka dia hahazo fiainana mandrakizay.+ Izay tsy mankatò ny Zanaka kosa tsy hahazo fiainana,+ fa ho tezitra aminy foana Andriamanitra.+ Jaona 20:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Nosoratana anefa ireo mba hinoanareo fa i Jesosy no Kristy Zanak’Andriamanitra. Dia rehefa mino ianareo, dia hahazo fiainana amin’ny anarany.+
36 Izay maneho finoana ny Zanaka dia hahazo fiainana mandrakizay.+ Izay tsy mankatò ny Zanaka kosa tsy hahazo fiainana,+ fa ho tezitra aminy foana Andriamanitra.+
31 Nosoratana anefa ireo mba hinoanareo fa i Jesosy no Kristy Zanak’Andriamanitra. Dia rehefa mino ianareo, dia hahazo fiainana amin’ny anarany.+