FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 12:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Minoa ny mazava dieny mbola eo aminareo ny mazava, mba ho tonga zanaky ny mazava ianareo.”+

      Niteny an’izany i Jesosy, dia lasa ka niafina an’ireo.

  • Jaona 12:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Tonga aho mba ho fahazavana eo amin’izao tontolo izao,+ amin’izay tsy hijanona ao amin’ny maizina izay mino ahy.+

  • 1 Jaona 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Fa raha mandeha ao amin’ny mazava kosa isika, satria izy ao amin’ny mazava, dia tena tafaray daholo isika. Ary ny ran’i Jesosy Zanany no manadio antsika ho afaka amin’ny ota rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara