Matio 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 I Jaona mantsy efa nosamborin’i Heroda* sy nofatorany ary nogadrainy, noho ilay olana momba an’i Herodiasy. Vadin’i Filipo rahalahin’i Heroda i Herodiasy,+ Lioka 3:19, 20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa nanarin’i Jaona kosa i Heroda lehibem-paritra satria naka an’i Herodiasy vadin’ny rahalahiny sady nanao zava-dratsy be dia be. 20 Koa nogadrainy i Jaona, ho fanampin’ireo zava-dratsy rehetra efa nataony ireo.+
3 I Jaona mantsy efa nosamborin’i Heroda* sy nofatorany ary nogadrainy, noho ilay olana momba an’i Herodiasy. Vadin’i Filipo rahalahin’i Heroda i Herodiasy,+
19 Fa nanarin’i Jaona kosa i Heroda lehibem-paritra satria naka an’i Herodiasy vadin’ny rahalahiny sady nanao zava-dratsy be dia be. 20 Koa nogadrainy i Jaona, ho fanampin’ireo zava-dratsy rehetra efa nataony ireo.+