Lioka 24:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia nohazavainy tamin’izy ireo izay zavatra rehetra resahin’ny Soratra Masina momba azy, nanomboka hatrany amin’i Mosesy sy ny Mpaminany+ rehetra. Asan’ny Apostoly 10:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Izy no nambaran’ny mpaminany rehetra+ hoe izay mino azy dia hahazo famelan-keloka amin’ny anarany.”+
27 Dia nohazavainy tamin’izy ireo izay zavatra rehetra resahin’ny Soratra Masina momba azy, nanomboka hatrany amin’i Mosesy sy ny Mpaminany+ rehetra.
43 Izy no nambaran’ny mpaminany rehetra+ hoe izay mino azy dia hahazo famelan-keloka amin’ny anarany.”+