Asan’ny Apostoly 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tamin’izany andro izany, rehefa nihabetsaka ny mpianatra, dia nanjary nimenomenona tamin’ny Jiosy miteny hebreo ny Jiosy miteny grika, satria tsy mba nisy nikarakara ny mpitondratena teo aminy rehefa nozaraina ny sakafo isan’andro.+
6 Tamin’izany andro izany, rehefa nihabetsaka ny mpianatra, dia nanjary nimenomenona tamin’ny Jiosy miteny hebreo ny Jiosy miteny grika, satria tsy mba nisy nikarakara ny mpitondratena teo aminy rehefa nozaraina ny sakafo isan’andro.+