FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 14:70
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 70 Nanda indray anefa izy. Ary rehefa afaka kelikely, dia niteny tamin’i Petera indray ireo nijorojoro teo hoe: “Tena naman-dry zareo ianao, fa Galilianina.”

  • Asan’ny Apostoly 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 ary niteny hoe: “Ry lehilahy galilianina, nahoana ianareo no mijoro eto mijery ny lanitra? Iny Jesosy izay efa teo aminareo sy nakarina ho any an-danitra iny, dia ho avy indray, ka hoatran’iny fomba nahitanareo azy niakatra tany an-danitra iny ihany no hiverenany.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara