Jaona 5:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Manana porofo lehibe noho ny porofo omen’i Jaona anefa aho, satria ny asa nanendren’ny Raiko ahy mihitsy izao no ataoko. Ary izany asa ataoko izany no manaporofo fa nirahin’ny Ray aho.+ Jaona 14:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy mino angaha ianao hoe izaho tafaray amin’ny Ray, ary ny Ray tafaray amiko?+ Tsy ny hevitro fotsiny no lazaiko aminareo,+ fa ny Ray izay tafaray foana amiko no manao ny asany.
36 Manana porofo lehibe noho ny porofo omen’i Jaona anefa aho, satria ny asa nanendren’ny Raiko ahy mihitsy izao no ataoko. Ary izany asa ataoko izany no manaporofo fa nirahin’ny Ray aho.+
10 Tsy mino angaha ianao hoe izaho tafaray amin’ny Ray, ary ny Ray tafaray amiko?+ Tsy ny hevitro fotsiny no lazaiko aminareo,+ fa ny Ray izay tafaray foana amiko no manao ny asany.