FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 19:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia hoy i Pilato: “Tsy hamaly ve izany ianao? Tsy fantatrao angaha fa manana fahefana hanafaka anao aho, sady manana fahefana hamono anao?”* 11 Ary namaly i Jesosy hoe: “Tsy ho nanana fahefana tamiko mihitsy ianao, raha tsy nomena anao avy tany ambony izany. Ilay olona nanolotra ahy taminao àry no meloka kokoa.”

  • Asan’ny Apostoly 4:27, 28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Fa nifamory teto amin’ity tanàna ity tokoa i Heroda sy Pontio Pilato+ niaraka tamin’ny hafa firenena sy ny vahoakan’Israely, mba hanohitra an’i Jesosy mpanomponao masina, ilay voahosotrao.+ 28 Nanao an’izany izy ireo mba ho tanteraka izay efa voalazanao mialoha, satria anananao ny hery* ary efa izay no sitraponao.+

  • 1 Petera 1:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Marina fa efa voafidy* mialoha i Kristy, talohan’ny nanorenana an’izao tontolo izao.+ Naseho anefa izy tamin’izao fotoana farany izao, noho ny aminareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara