Lioka 23:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia tonga teo amin’ilay toerana atao hoe Ikarandoha+ izy ireo. Ary nofantsihan’ireo teo amin’ny tsato-kazo izy sy ireo olon-dratsy ireo, ka ny iray teo ankavanany, ary ny iray teo ankaviany.+ Asan’ny Apostoly 5:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Efa natsangan’ilay Andriamanitry ny razambentsika tamin’ny maty i Jesosy, izay novonoinareo ka nahantonareo teo amin’ny tsato-kazo.*+ Asan’ny Apostoly 7:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Iza moa no mpaminany tsy nenjehin’ny razambenareo?+ Novonoiny mihitsy aza ireo nanambara mialoha fa ho avy ilay marina.+ Ary ianareo indray izao no lasa mpamadika sy mpamono azy,+
33 Dia tonga teo amin’ilay toerana atao hoe Ikarandoha+ izy ireo. Ary nofantsihan’ireo teo amin’ny tsato-kazo izy sy ireo olon-dratsy ireo, ka ny iray teo ankavanany, ary ny iray teo ankaviany.+
30 Efa natsangan’ilay Andriamanitry ny razambentsika tamin’ny maty i Jesosy, izay novonoinareo ka nahantonareo teo amin’ny tsato-kazo.*+
52 Iza moa no mpaminany tsy nenjehin’ny razambenareo?+ Novonoiny mihitsy aza ireo nanambara mialoha fa ho avy ilay marina.+ Ary ianareo indray izao no lasa mpamadika sy mpamono azy,+