17 Tia ahy ny Ray+ satria mahafoy ny aiko+ aho mba hahazoako azy io indray. 18 Tsy misy manala ny aiko amiko, fa izaho no mahafoy azy io an-tsitrapo. Manana fahefana hamoy ny aiko aho, ary manana fahefana hahazo azy io indray.+ Izany no didy azoko tamin’ny Raiko.”