-
Filipianina 2:9-11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Izany mihitsy no nahatonga an’Andriamanitra hanandratra azy ho amin’ny toerana ambony kokoa,+ sady hanome azy amin-katsaram-panahy anarana ambony kokoa noho ny anarana hafa rehetra.+ 10 Amin’izay dia handohalika amin’ny anaran’i Jesosy ny lohalika rehetra, na ny any an-danitra na ny eto an-tany na ny any ambanin’ny tany,+ 11 ary hanaiky daholo ny lela rehetra fa i Jesosy Kristy no Tompo,+ ho voninahitr’Andriamanitra Ray.
-