Joela 2:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Aorian’izany, dia handatsahako ny fanahiko+ ny karazan’olona rehetra,Ka ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy haminany,Ny lehilahy zokiolona eo aminareo hanonofy,Ary ny tovolahy eo aminareo hahita fahitana.+
28 Aorian’izany, dia handatsahako ny fanahiko+ ny karazan’olona rehetra,Ka ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy haminany,Ny lehilahy zokiolona eo aminareo hanonofy,Ary ny tovolahy eo aminareo hahita fahitana.+