Asan’ny Apostoly 21:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia nanatona ilay mpitari-tafika ka nisambotra an’i Paoly ary nanome baiko ny hamatorana azy amin’ny rojo vy anankiroa.+ Nanontany izy avy eo hoe iza izy ary inona no nataony.
33 Dia nanatona ilay mpitari-tafika ka nisambotra an’i Paoly ary nanome baiko ny hamatorana azy amin’ny rojo vy anankiroa.+ Nanontany izy avy eo hoe iza izy ary inona no nataony.