Lioka 2:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Dia nitso-drano azy ireo i Simeona, ary hoy izy tamin’i Maria renin’ilay zaza: “Ity zaza ity no hahatonga ny olona maro eo amin’ny Israely ho lavo+ sy ho tafarina indray.+ Ho famantarana hataon’ny olona tsinontsinona koa izy+ Jaona 15:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Raha anisan’izao tontolo izao ianareo, dia ho tian’izao tontolo izao satria azy. Fa satria tsy anisan’izao tontolo izao ianareo,+ fa efa nofidiko avy teo amin’izao tontolo izao, dia halan’izao tontolo izao ianareo.+
34 Dia nitso-drano azy ireo i Simeona, ary hoy izy tamin’i Maria renin’ilay zaza: “Ity zaza ity no hahatonga ny olona maro eo amin’ny Israely ho lavo+ sy ho tafarina indray.+ Ho famantarana hataon’ny olona tsinontsinona koa izy+
19 Raha anisan’izao tontolo izao ianareo, dia ho tian’izao tontolo izao satria azy. Fa satria tsy anisan’izao tontolo izao ianareo,+ fa efa nofidiko avy teo amin’izao tontolo izao, dia halan’izao tontolo izao ianareo.+