20 Nandresy lahatra ny vahoaka anefa ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy mba hiteny hoe: “Avotsory i Barabasy,+ fa vonoy i Jesosy!”+21 Dia nanontany azy ireo indray ilay governora hoe: “Iza amin’izy roa lahy no tianareo hafahako ho anareo?” Dia hoy izy ireo: “Barabasy.”