FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 118:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  22 Ny vato tsy tian’ny* mpanao trano

      No lasa vato fehizoro lehibe indrindra.*+

  • Isaia 50:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Natolotro tamin’ny olona nikapoka ahy ny lamosiko,

      Ary ny takolako natolotro tamin’ireo nanongotra ny volombavako.

      Ny tarehiko koa tsy mba nafeniko tamin’ny olona nanala baraka sy nandrora ahy.+

  • Isaia 53:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Noho ny fampahoriana* sy ny fitsarana, dia nesorina ny ainy.*

      Iza no handinika ny tsipiriany momba ny taranaka nipoirany?*

      Nesorina hiala tamin’ny tanin’ny velona izy.+

      Nokapohina* koa izy noho ny heloky ny vahoakako.+

  • Daniela 9:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 “Aorian’ireo 62 herinandro ireo, dia hovonoina ny Mesia,+ ka tsy hanana na inona na inona intsony.+

      “Handrava an’ilay tanàna sy ny toerana masina ny tafiky ny mpitarika iray ho avy.+ Ary ho vita hatreo ny amin’izy io,* fa hisy tondra-drano. Hisy ady mandra-pahatongan’ny farany, ary hisy fandravana, araka ny didy navoaka.+

  • Lioka 22:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary hoy izy tamin’izy ireo: “Efa tena niriko ny hiara-mihinana an’ity Paska ity aminareo, alohan’ny hijaliako.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara