Jakoba 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Sambatra izay olona miaritra foana rehefa misy fitsapana,+ satria rehefa ankasitrahana izy, dia hahazo ny satroboninahitry ny fiainana,+ izay nampanantenain’i Jehovah* an’izay tia Azy foana.+
12 Sambatra izay olona miaritra foana rehefa misy fitsapana,+ satria rehefa ankasitrahana izy, dia hahazo ny satroboninahitry ny fiainana,+ izay nampanantenain’i Jehovah* an’izay tia Azy foana.+