FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 12:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa tsy hahafoy ny vahoakany+ i Jehovah, noho ny amin’ny anarany be voninahitra.+ I Jehovah mihitsy mantsy no efa nifidy anareo ho vahoakany.+

  • Jeremia 31:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Izao no lazain’i Jehovah: “‘Raha misy mahavita mandrefy ny lanitra ambony, sy mitsidika ny fototry ny tany mba hahalalana an’izay misy any, dia amin’izay ihany aho vao ho afaka handa ny taranak’Israely manontolo, noho izay rehetra nataon’izy ireo’, hoy i Jehovah.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara