FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hoy anefa ny Tompo taminy: “Mandehana, fa fanaka nofidiko+ izany lehilahy izany, mba hitondra ny anarako any amin’ny hafa firenena+ sy ny mpanjaka+ ary ny zanak’Israely.

  • Galatianina 1:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa ilay Andriamanitra nahatonga ahy ho teraka* no niantso ahy noho ny hatsaram-panahiny miavaka.+ Ary rehefa hitany fa mety 16 ny hampiasana ahy mba hampahafantatra ny momba an’ilay Zanany, izany hoe mba hitory ny vaovao tsara momba azy any amin’ny hafa firenena,+ dia tsy tonga dia nanontany olona* aho.

  • Efesianina 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Izaho izay mbola kely noho ny kely indrindra amin’ny olona masina rehetra+ no nanehoana an’izany hatsaram-panahy miavaka izany.+ Noho izany, dia afaka nitory tamin’ny hafa firenena ny vaovao tsara momba ny harena tsy hita fetran’i Kristy aho,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara