Efesianina 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izany hatsaram-panahy miavaka izany no namonjena anareo, noho ny finoanareo.+ Fanomezan’Andriamanitra anefa izany, fa tsy noho ny ezaka nataonareo.
8 Izany hatsaram-panahy miavaka izany no namonjena anareo, noho ny finoanareo.+ Fanomezan’Andriamanitra anefa izany, fa tsy noho ny ezaka nataonareo.