FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 59:20, 21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Ho tonga any Ziona+ ilay Mpanavotra,+

      Ho tonga any amin’izay tsy mandika lalàna intsony amin’ny taranak’i Jakoba”,+ hoy i Jehovah.

      21 “Izao no fifanekena ataoko amin’izy ireo”,+ hoy i Jehovah: “Ny fanahiko izay ao aminao sy ny teniko nataoko teo am-bavanao, dia tsy hesorina eo am-bavanao, na eo am-bavan’ny zanakao,* na eo am-bavan’ny zafikelinao,* manomboka izao ka ho mandrakizay”, hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara