FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Efesianina 2:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Novelomin’Andriamanitra koa ianareo, na dia maty noho ny helokareo sy ny fahotanareo aza.+ 2 Hoatr’izany ianareo taloha, satria nanao ny fanaon’izao* tontolo izao+ sady nanaraka an’ilay mpitondra mifehy ny rivotra. Io rivotra io+ dia ny toe-tsaina+ manjaka amin’izao ao amin’ny zanaky ny tsy fankatoavana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara