Romanina 6:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Efa nafahana tamin’ny ota anefa ianareo izao ka lasa mpanompon’Andriamanitra. Fahamasinana àry no vokatry ny ataonareo,+ ary fiainana mandrakizay no hiafarany.+
22 Efa nafahana tamin’ny ota anefa ianareo izao ka lasa mpanompon’Andriamanitra. Fahamasinana àry no vokatry ny ataonareo,+ ary fiainana mandrakizay no hiafarany.+