Jakoba 3:9, 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izy io no iderantsika an’i Jehovah* Raintsika. Izy io koa anefa no anozonantsika ny olona, izay noforonina mba “hisy hitovizana amin’Andriamanitra.”+ 10 Vava iray ihany no iderana sy anozonana. Tsy mety raha izany no mitranga,+ ry rahalahiko.
9 Izy io no iderantsika an’i Jehovah* Raintsika. Izy io koa anefa no anozonantsika ny olona, izay noforonina mba “hisy hitovizana amin’Andriamanitra.”+ 10 Vava iray ihany no iderana sy anozonana. Tsy mety raha izany no mitranga,+ ry rahalahiko.